mardi 10 décembre 2013

PETIT BOULOTS

PETITS BOULOTS:

Araky ny anarany dia asa kely izy. Asa kely, ho an'ny vazaha fa mety ho asa be ho antsika; indrindra raha mahavita maromaro ianao.


AIZA NO AHITANA AZY?

Ao amin'ny NEOBUX; CLIXSENSE... no misy azy. Marihana anefa fa tsy ny NEOBUX na CLIXSENSE no tompony fa misy site antsoina hoe CROWDFLOWER no tompon'ny asa. Ny NEOBUX dia fandefasany ny volanao fotsiny isaky ny misy task (asa) vita. Ka rehefa miditra ao amin'ny asa iray ianao (manao click toy ilay sary ita eto ambany eto) dia tafiditra amin'ny pagen'ny CROWDFLOWER.
Site hafa mihintsy io, ary izy no tompon'ilay asa ka tokony manao inscription ianao aloha vao manomboka ilay "task".


AHOANA NY FAMPIASANA AZY?

Miditra ao amin'ny compte NEOBUX ianao dia ao amin'ny offres; dia fidio ny hoe petits boulots. Rehefa tafiditra ianao dia ahita sary toa izao:






Fenoy ny banga. Ilay e-mail dia ny e-mail nanaovanao inscription tamin'ny payza na neobux dia mety. Handefa lien de confirmation any izy avy eo ka jerena any dia clickena ilay lien mba ho validé ny comptenao.
* ilay mot de passe dia mot de passe ho fidiranao ao amin'ny crowdflower rehefa misy asa sasany izay tsy azo atao raha tsy efa nahavita inscription tao amin'ny crowdflower ianao. Tsy maninona iny na atao mot de passe mitovy amin'ny neobux aza mba tsy ho adino.
Rehefa vita ny inscription dia afaka manomboka miasa ianao.
FANAMARIHANA: ny SIGN UP dia midika hoe manao inscription / ny SIGN IN dia midika fa efa membre ianao ka afaka miditra eo!
Midira ary ao amin'ny SIGN IN dia haita sary mitovitovy amin'izao ianao (ao amin'ny compteko ity):




Miseho eo hoe firy ny karazan'asa (jobs) efa vitanao. Ny isan'ny asa (Tasks); ny fahatsaran'ny asa vita (accuracy).
Io notsipihako menamena io no antsoina hoe: skill tests. Rehefa mahavita asa iray na roa ianao amin'ny voalohany dia midira ao fa misy tests mety ho azo atao ao. Karazana fanadinana kely izy io. Ohatra: skill tests french: ijerena raha mahay teny frantsay ianao ka raha afaka dia lasa mahazo asa amin'ny teny frantsay rehefa misy. Dia toa izany no hahazoanao asa betsaka sy tsara noho ny hafa.
TOROHEVITRA MAHASOA:* Rehefa mahazo asa iray dia vakio tsara ny instruction rehetra. Aleo mandany andro mianatra tsara ny instruction mba ho tsara ny "accuracy" dia afaka manohy ny asa hatrany ianao fa tsy mahazo ilay hafatra hoe: YOUR ACCURACY IS TOO LOW (ambany loatra ny fahamarinan'ny asa nataonao ka tsy afaka manohy iny projet iny ianao aloha fa mijery hafa indray raha misy hafa. Ny hoe "accuracy ambany" dia 70% no midina).
* Teny anglisy amin'ny ankapobeny ireo petits boulots. Misy ihany anefa ny teny hafa toy ny teny Espagnol, portugais.... ka tombony ho anao izany raha mahay ianao.


IREO METY HITRANGA REHEFA MANAO PETITS BOULOTS IANAO:

Rehefa miasa amin'ny Task iray ianao dia mety ho vitsy mety ho maro ny ao anaty page iray. Miovaova isaky ny tasks fa rehefa tonga amin'ilay soratra hoe: "SUBMIT/CONTINUE" dia vita izay ny tasks iray. Raha page iray fotsiny dia hisy fiandrasana kely rehefa mi-click io submit io ianao satria mbola mitsara ny fahamarinan'ny asanao izy. Raha misy diso dia asehony eo izay diso sady asiany correction. Dia clickenao indray ny CONTINUE:
- raha ambonin'ny 70% ny fahamarinan'ilay asanao teo dia mahazo ny vola mifanaraka amin'iny asa iray iny ianao.
- Raha sanatria latsaka dia miseho ilay soratra hoe: YOUR ACCURACY IS TOO LOW (ambany loatra ny fahamarinan'ny asa nataonao ka tsy afaka manohy iny projet iny ianao aloha fa mijery hafa indray raha misy hafa. Ny hoe "accuracy ambany" dia 70% no midina).
Indraindray misy asa voadingana ao anaty page iray ka rehefa potserinao ny SUBMIT dia tsy mety lasa ilay asa. Jereo fa misy asa voadingana any ambony any izay ary asiany soratra mena hoe: "tsy maintsy fenoina ity"


FAMARANANA

Ny asa rehetra nataonao na tsara na ratsy dia vita enregistrement ao amin'ny crowdflower. Misy diplôme kely maromaro (jereo ny sary eto ambany) aza ao ka arakaraky ny mahatsara ny asa vitanao no mampisokatra azy ireny. Ary rehefa misokatra ireny dia HAHAZO ASA BEBE KOKOA NOHO NY OLON'KAFA IANAO SADY ASA BE VOLA KOKOA.



INONA NY ATAO RAHA IJANONA TSY HIASA?

Araky ny sary eo ambony dia clickeo ilay toy ny taratasy kely (1) ary avy eo mipoitra ilay page mainty io ka clickeo ny hoe: GIVE UP (midika fa ijanona tsy hanohy ilay asa aloha). Afaka manohy indray ianao avy eo fa mampijanona ilay lera (29:48 zao io @ sary io) fotsiny iny.

Dia izay angamba no azo amintinana ny PETITS BOULOTS fa dia anjaranao ny sisa. Raha mbola misy fanontaniana tianao ho fantatra dia afaka mi-contactez ahy ihany ianareo. Jereo tsindraindray ity blog ity fa rehefa misy ASA BETSAKA tonga sady MORA ATAO dia hasiako fanazavana amin'ny teny gasy mikasika ireny ato ka afaka miasa ianao na dia tsy mahazo teny anglisy aza :-).
Mazotoa ary e!

TETIKA MAHOMBY:
Manana petits boulots bebe kokoa ny CLIXSENSE. Tsara ny manao inscription aminy satria na dia boulots mitovy ihany aza no ao amin'ny neobux sy clixsense dia ny an'ny clixsense no tsara karama kokoa.
Ny fanaoko dia ny miasa amin'izy roa miaraka ka rehefa lany na voaraoka (ambany loatra ny accuracy) amin'ny iray aho dia mifindra amin'ny iray :-)
Clickeo ity sary ambany ity raha hanao inscription amin'ny CLIXSENSE ianao:


Raha tena liana amin'ny petits boulots tokoa ianao dia ity koa misy site iray efa nahazoako vola misimisy ihany. 1$ dia afaka misintona vola ary azo eo ho no eo ao anaty compte payza'nao izany.
Tsy misy click atao ao anatiny fa tonga dia petits boulots avy hatrany. Clickeo ny sary kely eto ambany io raha hanao inscription ianao:
(io sary kely io!)

PAIKA MAHOMBY SY HAINGANA NEOBUX



Astuces pour neobux 2013


Astuces pour neobux

1- Si vous êtes nouveau, il faut s'inscrire ICI pour mieux profiter ces astuces!

ASTUCE 1 : La majorité des débutants font toujours la même erreur , ils achètent tout de suite un maximum de filleuls (Neobux vous loue des filleules qui cliquent pour vous, c'est à dire des vraies personnes comme vous et moi qui cliquent pour eux , on est tous le filleul de quelqu'un ) , et ne laissent pas suffisamment de marge dans leur compte pour renouveler la location , si bien qu'une fois que la fin de la location arrive ils perdent les filleuls loués (qui leur ont pourtant fait gagner de l'argent ) car ils n'ont plus assez de cash sur leur compte neobux et ils retombent au point de départ :
LAISSEZ TOUJOURS DU CASH SUR VOTRE COMPTE NEOBUX POUR PAYER VOS EMPLOYEES (FILLEULS), NE RETIREZ PAS TOUT, COMMENT UNE ENTREPRISE PEUT ELLE SE DÉVELOPPER SANS PAYER SES EMPLOYÉES ? EN EFFET , NE PRENEZ PAS ÇA COMME UN JEU , C'EST UNE VÉRITABLE ENTREPRISE QUE VOUS ALLEZ CRÉER
(qui rapporte peu au début, mais avec le temps cela vous rapportera un
revenu conséquent , il n'y a de limite que votre persévérance )

ASTUCE 2 : Achetez de la publicité dans les sites de Pay to clic (c'est leur but premier ) ,pour avoir des filleuls cela coûte environ 2 dollars pour 1000 a 10000 clics selon les sites : sur 10.000 vues vous aurez bien 300 a 400 filleuls qui vont s'inscrire , ne mettez votre argent que sur des sites respectables (genre neobux , clicsense ... etc. ) et mettez votre lien direct pour que les gens puissent s'inscrire (cliquer sur le haut de la page sur votre pseudo , vous verrez votre compte allez sur banners vous aurez votre lien de éférencement + l'adresse de votre bannière , sur les sites de ptc lorsque vous achetez de la pub pour avoir des filleuls directs , il vous demanderont votre ces deux infos , ensuite ENJOYYYYYYYY , soyez patients vous verrez vos filleuls affluer de jours en jours !
ASTUCE 3 : Créez un Blog comme le mien sur bloggeur (cherchez sur Google) , c'est très facile à faire , et expliquez au personnes comment utiliser neobux (en incluant vos liens et bannières ) :
ATTENTION NE LEUR RACONTEZ PAS N'IMPORTE QUOI SUR VOTRE BLOG SOYEZ LE PLUS HONNETE POSSIBLE : SINON IL S'INSCRIRONT PEUT ETRE , MAIS SE LASSERONT VITE CAR IL SERONT PERDUS ET LIVRES A EUX MEME , ILS S'EN IRONT
et cela n'aura servi à rien ,le but étant de faire équipe car , plus ils gagneront d'argent et plus vous en gagnerez donc donnez leurs de vraies astuces qui fonctionnent .
ASTUCE 4: Inscrivez-vous sur le forum NEOBUX en français, vous ne pourrez-vous inscrire au forum neobux qu'une fois inscrits au site et vous y aurez accès après quelques clics (50 je crois).
L’idéal est d’acheter des filleuls régulièrement tous les 7 jours et ensuite avec un nombre important de filleuls, upgradez en membre Golden pour gagner le double !!
Ou alors si vous êtes presses achetez le pack golden directement (pas avant de vous être familiarises avec le site. Ne faites pas comme les "petits joueurs " qui achètent leur pack golden avec leur clics , cela va leur prendre des mois , pas de secrets : l'argent appel l'argent , si vous pensez PETIT , VOUS RESTEREZ PETITS , le but étant de gagner énormément d'argent (en étant ULTIMATE vous pourrez louer jusqu’à 4000 filleuls : imaginez 4000 personnes par jours qui cliquent 5 à 10 fois par jour pour vous , avec des pubs entre 0,01 et 0,001 , ça fait kiffer hein !!), sans compter les directs filleuls dont le nombre est illimité en ultimate ) , vous ne pourrez acheter l'ultimate qu'en étant déjà golden .
ASTUCE 5 : N'oubliez pas l'AD PRIZE (avec le chiffre 42 ci-dessus , cela signifie que vous avez 42 pubs à voir , soit 42 chances de gagner un prix : entre 0,50 dollars et illimité selon l'humeur de l'admin , ou des comptes golden.....) , perso je ne l'utilise que rarement , ma stratégie étant d'investir sur le long terme.
ASTUCE 6: N’hésitez pas à rafraîchir la page view ads , car il y a toujours des pubs furtives qui apparaissent en plus de vos 5 clics
quotidien ( en membre standard ) 10 en golden (plus le double de gain).

ASTUCE 7: Ne ratez pas un jour de clics , sinon vous ne serez pas crédités des clics de vos filleuls le lendemain.

ASTUCE 8 : Ne faites pas l'erreur du débutant , qui consiste à s’inscrire sur des milliers de sites de PTC dans le but de gagner beaucoup plus d'argent , premièrement vous deviendrez dingue a force de cliquer :), deuxièmement la plupart des sites de pay to clic sont de grosses arnaques et vous perdrez votre temps : mieux vaut un gros compte sur neobux qui vous rapporte 100 à 200 Euro par jour (je vous mets ci-dessous la copie du post de Reggen : qui gagne plus de 2500 à 5000 us dollars par mois , en cliquant tous les jours 10 minutes ) , que 100 comptes qui rapportent chacun 0,001 par jour et qui vous décourageront vite : le but étant de faire un GROS COMPTE qui rapporte beaucoup (attention cela prendra des mois à commencer à gagner des sommes décentes : une grosse entreprise ne se monte pas en un jour , si vous comptez gagner 1000 dollars par mois le premier mois , vous vous
fourrez le doigt dans l'œil ) N’hésitez pas à aller sur les forums US et anglais , vous y trouverez des tonnes d'astuces .

ASTUCE 9: Attention pour pouvoir Upgrader son membership et quintupler vos gains, il vous faudra un compte paypal vérifie ou alertpay, neteller. Neobux n'accepte AUCUN payement d'un compte paypal non vérifié, c’est à dire qui ne soit pas lié à une carte de crédit (qu’elle soit physique ou virtuelle...........). Vous pourrez de toutes façon acheter une prepaid card (carte prépayée sur internet ou utiliser la carte de débit paypal ou payza), je voulais juste vous avertir, de plus vous ne pourrez avoir qu'un compte par adresse ip (sauf si vous vous connectez de différents endroits, comme votre lycée, bureau, cybercafé .....À vous de voir :)), Attention a ne pas
vous emmêler les pinceaux avec vos différents comptes "fictifs" : jamais le même mot de passe et connectez vous toujours aux mêmes endroits pour un même compte car neobux enregistre les adresses ip. 
ASTUCE 10 :  Certains membres n’hésitent pas à s’inscrire sur les forums de jeux multiplaces qui ont des options d’achat par paypal et à proposer à leur membres de s’inscrire sur Neobux et de cliquer un certain nombre de fois en échange de trucs du jeu : sabre, or , bois , armure invisible etc……… , même si ce qu’ils offre revient un peu plus cher qu’il ne rapporte dans l’immédiat il
fidélise le filleul (En effet , un filleul à qui on promet de donner une armure invisible dans un jeu à condition qu’il clique 5 pubs par jour pendant une ou deux semaine risque fort de « se prendre au jeu » de Neobux (cela s’appelle en Marketing la fidélisation du client ) , demandez-lui juste de vous donner son pseudo utilise lors de son inscription , vous verrez s’il a rempli le contrat et pourrez lui offrir son armure d’invisibilité ou un kangourou peteur ...

ASTUCE 11 : Certains font aussi de la pub dans les journaux, sur internet, sur les sites de Pay to clic (ils sont faits pour cela), d’autres font de la pub dans des forums ……. Chacun sa méthode.

ASTUCE 12 : Quand votre site est en français n’oubliez pas de faire de la pub sur des PTC francophone, il serait idiot que votre pub soit lue par des chinois.
Ces astuces marche pour la plupart des ptc que vous pourrez trouver sur une autre page de mon site.

INSCRIPTION NEOBUX

raha mila fanazavan fanampiny ianao dia manorata ao @ andriamparahasina@gmail.com

TONGASOA IANAO
EFA ELA NITADIAVANA ny ANTSOIN' NY MARO HOE TRAVAIL EN LIGNE IANAO!
INDRO FA ATOLOTRA ANAO IZANY AMIN’NY ALALAN’ITY GUIDE ITY
MANASA ANAO HAMAKY IZANY H@ FARANY ITY
FA TENA HANAMPY ANAO AMIN'NY ASA IZAY ATOMBOKAO MANOMBOKA ANIO IZANY
MAHARETA HATRANY FA TSY MORA NY MITADY
NY ERIKERIKA IHANY KOA NO MAHA-TODRA-DRANO 

Neobux FANAZAVANA ANKAPOBENY (part01)



 Ny NEOBUX dia site PTC iray manakarama olona "hikliky" sy hijery dokam-barotra.


1) Fidirana ho mpikambana

Tsindrio  ICI idiranao ho mpikambana, maimaimpoana io (na iray amin’ny bannierz itanao eto ambony sy ery ambany)
Tafiditra ao @ site ianao , klikeo « Register »
Fenoy tsara tsy misy hadisoana ny champs asainy fenoina toy ny  
Username: pseudonao io Password: mot de passenao Confirm password: ampidiro fanindroany ny mot de passe Email: votre adresse emailAlertpay/Paypal Email: adiresy mail nisoratanana anarana PAyza na compte Paypal  vérifieo trasa ny Referer: votre parrain (hasinarazafy) Birth year: taona nahaterahana Image verification: avereno soratana ireo dia klikeo ny bouton « Continue »
 
Misy page vaovao misokatra eo ka avelao eo iny fa jereo any @ adiresy mail-nao dia sokafy ny neobux ao amin’ny boîte de réception dia klikoe ny lien de confirmation nalefany ka hisy page vaovao hisokatra indray  dia iny no compte Neobux nao ary afak idiana ilay page nosokafana voalohany




2) Fidirana @ Neobux
Rehefa vita ny fisoratana sy ny validation ny adiresinao dia afaka miditra ao @ site Neobux amin’izay ianao  klikeo àry eo @ « Login »
.
Cliquez sur « Login »
neobux-login
Username : Ampidiro ny pseudonao
Password : mot de passe
Secondary Password : mot de passe secondaire (avela amin’izao io fa tsy fenoina).

Klikeo « Submit » hamaranana azy

3) Généralité sy Présentation

Mpikambana Standard ianao raha vao manomboka ao @ Neobux. Aoriana kely dia afaka mivoatra ianao misy fepetra ahatongavana @ izay
Rehefa tafiditra ianao dia klikeo ny « Voir Publicité »,io no fototra mampijory sy antompisian’ny Neobux.

Ohatra ity:
sans-titre1 Flèche 1 sur l’image
Ireo publicités 4 miloko  miampy publicités miloko violettes sy maitso no jerenao . Marihiko fa  jerena tsirairay ireo fa tsy indray sokafana
o    Ny publicités oranges no manan-danja indrindra (ireo no atao hoe publicités fixes) ,
o    Ireo pub hafa dia facultative , Nefa tsara raha toa ka jerena daholo nypuba atolotra anao. Raha tery moa ny fotoananao dia ireo pub orange tsindrian dia afaka mijanona.
Ohatra ity :
comneobux-1-11,gl
Atao toy izao:
neobux_clickad1,cs
Misy page vaovao miseho @ écran ka andrasana ny chargement  mandritry ny 30s eo ho eoUne nouvelle page apparaît à l’écran et vous devez attendre le chargement de cette page pendant environ 30 secondes.
Raha maneha tsara izay dia ahitra soratra tahaka ity ianao. neobux, ptc-publicité-concert,ro
Tsindrio ny fermer dia sokafy indray ny pub manaraka. Dia toy izany


Ny pub isan’isany dia ahazoanao toy ireto entina @ tableau ireto:
images,en
Ny publicités fixes 4 4 pubs oranges dia obligatoires dia tsy maintsy klikenao (membre standard). Mitombo ho 9 ireo rehefa  lasa Golden ry 15 rehefa Ultimate ny comptenao. Tsy misy fiovana kosa hoan’ireo publicités hafa fa miovaova eo ny isany isan’andro.
Rehafa atao kajikajy dia, 4 publicités oranges ahazoanao 0.004 cts fotsiny isan’nandro raha standard ianao  par 0.09 cts kosa raha golden ary 0.30 cts raha ultimate ultimate + ireo publicités hafa.

Dia izay no ataonao @ ireo publicités isan’andro, Tsy izay velively akory no tena hahazoanao fa ny fanofanao mpiasa sy ny bonus samihafa azavaina manaraka eo ny mikasika izay.

Aza adino mihitsy ny mikliké ireo publicités isan’andro raha te hahazo vola @ ireo mpiasa (filleuls) ianao ny ampitso. Raha tsy ataonao izay dia very 1 andro ianao diatsy hahazo vola

N.B : MIOVA ISAKY NY 24H NY PUBLICITES KA TSARA RAHA FOTOAN RAIKITRA @ FOTOANA TSY MISY MANELINGELINA IANAO NO MIASA !

Azo atao tsara any miditra Cyber raha hanao ity asa ity. Mila mailo anefa fa ato @ NEOBUX ny compte 1 = adresse IP 1 . Mitadiava conexion hafa raha ohatra ka efa mis mampiasa ny IP naika isanao. Tsy mety raha miova IP mihoatry ny in-3 ao anatin’ny 30 andro.

dimanche 8 décembre 2013

NEOBUX SY CLIXSENCE THE BUX ary EARNON

Miarahaba anao tongasoa eto @ ity takelaka ity

Mitovy @ inscription @ neobux ny ao @CLIXSENCE
 IREO SITE 4 IREO  NO AZO ANTOKA INDRINDRA HATRETO FA TSY HAMALY NY VOLANAO

Misoratana àry anarana ary atomboy dieny izao fa aza mangatak'andro intsony

Tsindrion ny soratra hoe CLIXSENCE na ny sary dia afaka miditra ho membre avy hatrany ianao

Mahereza ary mazotoa

NEOBUX


                                      


CLIXSENCE


THE BUX




EARNON 

                       

samedi 7 décembre 2013

INSRCIPTION PAYZA




NY PAYZA SY NY FAMPIASANA AZY:


Ny PAYZA dia Banque virtuelle izay tena ilaina tokoa raha hiasa sur internet. Ireo toerana iasana amin'ny internet mantsy dia tsy mifandray mivantana amin'ny Banque réel (oh: BOA, BMOI....) fa mifandray aminao amin'ny banque virtuelle toy ny PAYPAL, PAYZA, MONEYBOOKERS sns...
Ny PAYPAL no tena malaza indrindra amin'ireo saingy tsy mbola eken'ny PAYPAL i Madagasikara amin'ny fampiasana vola ao aminy (afaka manao inscription ihany ianao saingy na dia misy gain azonao aza dia tsy mety raisin'ny PAYPAL izany mba ho ao amin'ny compte'nao).
Ny PAYZA no nampiasaiko ary efa nandefa vola sy nandray vola tamin'io fomba io aho. Tsotra ny atao:


NB: Mila manokatra adiresy e-mail Gmail ianao mialoha ny hanaovana asa sur internet ary io adiresy  io no ampiasainao amin'ny inscription rehetra atao ao anatin'izany ny payza!!

  1. Manao inscription gratuit ao amin'ny PAYZA (klikeo ery amin'ny sary misy hoe inscription dia tonga dia tafiditra avy hatrany ianao)
  2. Eo ankavian'ny Log in misy safidy ahafahana manova ny page ho amin'ny teny frantsay raha manavanana anao izany (jereo ny sary ery ambany). 
  3. Tsindrio eo amin'ny INSCRIPTION
  4.  Choisissez votre pays (Madagascar)
  5. Fidio ny compte personnel fa io no tsotra (choisir)
  6. Fenoy ARA-DALANA sy MARINA ny renseignement rehetra ao mba tsy ho sahirana ianao rehefa mandray ny volanao.
  7. Dia vitaina avokoa ny dingana rehetra ka hanana compte gratuit ao ianao ary tonga dia azo ampiasaina avy hatrany.
  8. NB: Rehefa tonga amin'ilay hoe NIP de Transaction dia mamorona numéro (6 isa) ianao, karazana mot de passe koa io ka raiso an-tsoratra tsara satria ilaina rehefa hisintona vola sy amin'ny transaction rehetra!
  9. Vérification compte payza: ilaina io mba hampitombina tsara ny compte'nao sy haneken'ny site iasana azy ara-dàlana. Tsy carte Visa ihany no azo anaovana izany fa par téléphone ihany koa: midira ao amin'ny comptenao +Mon compte payza(menu principal)+vérification. Jereo ery ankavanan'ny page fa misy valim-panontaniana momba izany dia araho izay ambarany. Asio crédit mialohan'izany ny phone'nao satria misy frais (sms international) ilay vérification. 
*Raiso an-tsoratra sy tehirizo tsara ny informations rehetra nanaovanao inscription tamin'ny Payza fa tsy afaka hamerina fisoratana anarana aminy intsony ianao indray andro raha sanatria adino ireo!- Banque mantsy ny Payza ka raisiny ho "fraude" raha manokatra compte 2 ny olona iray!



Mino aho fa manam-pikasana hiasa sur internet ianao matoa vonona hanao inscription amin'ny Payza. Tena mahavelona tokoa ny asa sur internet indrindra ho antsika firenena sahirana. Izaho manoratra dia mivelona amin'izany ary afaka milaza fa maha afa-pahasahiranana tokoa izy ity.
Tsy hanafina aho fa indro eto ambany ilay site iasako ka afaka manao inscription avy hatrany ianao raha haka tahaka ny fahombiazako.

NB: ataovy azo antoka tsara fa efa vitanao ny inscription tamin'ny Payza satria ilaina izany rehefa hisoratra anarana amin'ireto sites ireto ianao

Marihana mialoha fa ilana FAHARETANA ity asa ity ary eo amin'ny 1 volana eo ianao no tena sairana fa avy eo dia mandeha tsara sy haingana ny fitombon'ny volanao. Clikeo fotsiny ilay sary eo ambany dia ataovy ny inscription (s'incrire na register na sign up) fa atoroko anao ny site hafa amin'ny teny frantsay izay tena manazava amin'ny antsipirihany ny fomba fampiasana azy ireo. Azo atao any amin'ny Cyber koa ireo nefa aza lazalazaina amin'ny olon-kafa fa connection iray tokony ho compte iray ihany. Araraoty dieny mbola ianao irery no mahalala ity tombontsoa ity :-)!!


 PAYZA